
Zanähary nampindranä fofokainÿ nanämia fanähy Ny manam-panähy mahay ny tsara mahay ny ratsy Tsara raha mahavelonö, ratsy ny raha mahafaty Lava vilomanä tsara e, fôlaka an-dantony ratsy Ano lava velonö ny ainÿ e Mba ho avy milay Ano lava velonö ny ainÿ e Mba ho avy milay Ano lava velonö ny ainÿ e PROTECTOR ampiasainay Ano lava velonö ny ainÿ e Mihamaro ny azon’ny aretim-piraisanä eto Amintsika Ny tenä ratsy amin’izy ireo dia ny sida, hein Ny mandamour tsy amy kapaoty dia mety ho Azon’ireo aretinÿ Aretim-piraisanä tsy mampiteraka, mamparary sy Mahafaty Ano lava velonö ny ainÿ Sarobidy la vie e ! Mora vidy kapaoty PROTECTOR kapaoty tsara Sady milay no mahafatoky Aza varimbarianä atsika Gasy Mila miaro-tenä ami (n')ireo aretim-piraisanä Mampiasa kapaoty PROTECTOR Sady miaro-tenä, miaro olo-tiana Miaro mponin’i Gasikara PROTECTOR kapaoty tsara Sady milay no mahafatoky Ano lava velonö ny ainÿ Oh ! Mba ho avy milay, PROTECTOR Ampiasainay… Ary ianareo?
Песен-НИКИ
Загрузка...
Другие песни Jaojoby
Все песни →Похожие песни

Бигасс
SODA LUV
Ничего личного
Русский рэп201975,446

Бандана
Платина
РНБ КЛУБ
Русский рэп201859,980

Свадебное путешествие
Александр Буйнов
Острова любви
Русская эстрада199954,906

Каспий жағалауы
Azamat
Поп200134,438

Шпилька-каблучок
Лолита
Анатомия
Русская эстрада201433,308

Девочка 2D
Dead Rave
Singles 15-17
Русский рэп201828,891